Numbers 14:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Josoa, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefone, kosa, izay isan’ireo lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôsoe zanak’i Nona sy i Kaleba zanak’i Jefone no velona tamin’ireo lehilahy nisafo ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Josoa zanakalahin’i Nona sy i Kaleba zanakalahin’i Jefonè no sisa velona tamin’ireo nandeha nisafo ny tany.
Malagasy Bible 1865
Fa Josoa, zanak'i Nona, sy Kaleba, zanak'i Jefone, kosa, izay isan'ny lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Josoa, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefone, kosa, izay isan’ireo lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany.
malagasy
Fa Josoa, zanak'i Nona, sy Kaleba, zanak'i Jefone, kosa, izay isan'ny lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany.