Numbers 14:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely rehetra izany teny izany ka nalahelo terỳ ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely rehetra izany teny izany, ka safotr’alahelo mafy ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita rehetra izany teny izany, ka dia nalahelo mafy ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra izany teny izany; ka dia nanjoretra terỳ ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely rehetra izany teny izany ka nalahelo terỳ ny olona.
malagasy
Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra izany teny izany; ka dia nanjoretra terỳ ny olona.