Numbers 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampitaona izy ireo hoe: Andeha hifidy mpitarika isika ka hiverina ho any Ejipta!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifampilaza hoe izy: «Andeha hifidy mpitarika isika, ka hiverina any Ejipta.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifampilaza izy ireo nanao hoe: –Aoka isika hanendry mpitarika, dia hiverina any Ejipta!
Malagasy Bible 1865
Dia nifampitaona hoe izy: Andeha hifidy mpitarika isika ka hiverina any Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampitaona izy ireo hoe: Andeha hifidy mpitarika isika ka hiverina ho any Ejipta!
malagasy
Dia nifampitaona hoe izy: Andeha hifidy mpitarika isika ka hiverina any Egypta.