Numbers 14:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha vao maraina izy dia niakatra tany an-tampon’ny tendrombohitra ka niteny hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin’ny tany izay nolazain’NY TOMPO, fa efa nanota izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha maraina koa izy ireo, dia niakatra tany an-tampon’ny tendrombohitra, ka nanao hoe: «Indreto izahay hiakatra any amin’ny fitoerana voalazan’i Iaveh, fa efa nanota izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso vao maraina, dia niakatra tany an-tendrombohitra izy ireo sady nanao hoe: –Tena nanota tokoa izahay, fa izao kosa dia vonona hiakatra hankany amin’ny toerana voatondron’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa izy ary niakatra tany an-tampon'ny tendrombohitra ka nanao hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin'ny tany izay nolazain'i Jehovah, fa efa nanota izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha vao maraina izy dia niakatra tany an-tampon’ny tendrombohitra ka niteny hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin’ny tany izay nolazain’NY TOMPO, fa efa nanota izahay!
malagasy
Dia nifoha maraina koa izy ary niakatra tany an-tampon'ny tendrombohitra ka nanao hoe: Indreto izahay hiakatra ho any amin'ny tany izay nolazain'i Jehovah, fa efa nanota izahay.