Numbers 14:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy: Nahoana no mandika ny didin’NY TOMPO ianareo? Tsy hahomby izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Môizy: «Nahoana ianareo no mandika ny didin’i Iaveh? Tsy hahomby ianareo amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mosesy hoe: –Inona no anton’izao? Mandika ny baikon’ny TOMPO ianareo ka tsy hahomby amin’izany mihitsy!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mosesy: Nahoana no mandika ny didin'i Jehovah ianareo? fa tsy hambinina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy: Nahoana no mandika ny didin’NY TOMPO ianareo? Tsy hahomby izany.
malagasy
Dia hoy Mosesy: Nahoana no mandika ny didin'i Jehovah ianareo? fa tsy hambinina izany.