Numbers 14:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miakatra satria tsy momba anareo NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miakatra, fa tsy eo afovoanareo i Iaveh, ka aza mitolo-batana ho resin’ny fahavalonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miakatra mankany satria tsy momba anareo ny TOMPO fandrao horesen’ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza miakatra, fa tsy momba anareo Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miakatra satria tsy momba anareo NY TOMPO
malagasy
Aza miakatra, fa tsy momba anareo Jehovah,