Numbers 14:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo. Fa ny Amalekita sy ny Kananita dia eo anoloanareo ka ho lavon-tsabatra ianareo. Satria niala tamin’ny fanarahana NY TOMPO ianareo dia tsy homba anareo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo anoloanareo eo ny Amalesita sy ny Kananeanina, ka ho lavon’ny sabatra ianareo, satria nivily tsy hanaraka an’i Iaveh ianareo, ka tsy homba anareo i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anoloanareo ny Hamalekita sy ny Kanahanita, ka ho fatin’ny sabany ianareo. Efa niodina tamin’ny TOMPO ianareo, ka tsy homba anareo IZY.
Malagasy Bible 1865
fandrao ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo; fa ny Amalekita sy ny Kananita dia eo anoloanareo, ka ho lavon-tsabatra ianareo; satria niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah ianareo, dia tsy homba anareo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo. Fa ny Amalekita sy ny Kananita dia eo anoloanareo ka ho lavon-tsabatra ianareo. Satria niala tamin’ny fanarahana NY TOMPO ianareo dia tsy homba anareo Izy.
malagasy