Numbers 14:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita, izay nonina teo amin’izany tendrombohitra izany, ka namely azy ary nanorotoro azy hatrany Horma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nirotsahan’ny Amalesita sy ny Kananeanina izay nonina tamin’izany tendrombohitra izany izy, dia nasiany sy nataony lambam-bary hatrany Hormà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidinan’ny Hamalekita sy ny Kanahanita izay nonina tamin’izany tendrombohitra izany izy ireo ka notafihiny ary nenjehiny hatrany Hôrmà.
Malagasy Bible 1865
Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita, izay nonina teo amin'izany tendrombohitra izany, ka namely azy ary nanorotoro azy hatrany Horma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita, izay nonina teo amin’izany tendrombohitra izany, ka namely azy ary nanorotoro azy hatrany Horma.
malagasy
Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita, izay nonina teo amin'izany tendrombohitra izany, ka namely azy ary nanorotoro azy hatrany Horma.