Numbers 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niankohoka teo anatrehan’ny fivorian’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo i Mosesy sy i Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidaboka niankohoka teo anatrehan’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra tafavory i Môizy sy i Aarôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’ny fiangonan’ny Israelita rehetra vory teo i Mosesy sy Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy Arona dia niankohoka teo anatrehan'ny fivorian'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niankohoka teo anatrehan’ny fivorian’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo i Mosesy sy i Arona.
malagasy
Ary Mosesy sy Arona dia niankohoka teo anatrehan'ny fivorian'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra.