Numbers 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josoa, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefone, izay isan’ireo nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandriatra ny fitafiany i Jôsoe, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefôna, anisan’ireo nisafo ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Josa zanakalahin’i Nona sy i Kaleba zanakalahin’i Jefonè izay samy anisan’ny nisafo tany kosa dia nandriatra ny fitafiany
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa, zanak'i Nona, sy Kaleba, zanak'i Jefone, izay isan'ny nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josoa, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefone, izay isan’ireo nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany
malagasy
Ary Josoa, zanak'i Nona, sy Kaleba, zanak'i Jefone, izay isan'ny nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany;