Numbers 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady niteny tamin’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo hoe: Ny tany izay nalehanay, nosafoina, dia tany tena tsara indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niteny toy izao tamin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra izy ireo: «Tany tsara indrindra ny tany notetezinay nosafoina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niteny tamin’ny fiangonana israelita tsivakivolo hoe: –Ny tany izay nosafoinay dia tany tena tsara tokoa.
Malagasy Bible 1865
ary niteny tamin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, izy roa lahy ka nanao hoe: Ny tany izay nalehanay nosafoina dia tany tsara indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady niteny tamin’ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo hoe: Ny tany izay nalehanay, nosafoina, dia tany tena tsara indrindra.
malagasy
ary niteny tamin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, izy roa lahy ka nanao hoe: Ny tany izay nalehanay nosafoina dia tany tsara indrindra.