Numbers 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ankasitrahan’NY TOMPO isika dia hitondra antsika ho amin’izany tany izany Izy ka homeny antsika io, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ankasitrahin’i Iaveh isika, dia hampiditra antsika amin’izany tany izany Izy sy hanome azy antsika; tany tondra-dronono aman-tantely izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ambinin’ny TOMPO isika, dia hoentiny any amin’io tany tondra-dronono sy tantely io ka homeny antsika izany.
Malagasy Bible 1865
Raha sitrak'i Jehovah isika, dia hitondra antsika ho amin'izany tany izany Izy, ka homeny antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ankasitrahan’NY TOMPO isika dia hitondra antsika ho amin’izany tany izany Izy ka homeny antsika io, dia tany tondra-dronono sy tantely.
malagasy
Raha sitrak'i Jehovah isika, dia hitondra antsika ho amin'izany tany izany Izy, ka homeny antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely.