Numbers 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ampombaina ny omby tsirairay, na ny ondrilahy tsirairay, na ny zanak’ondry tsirairay, na ny zanak’osy tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hatao amin’ny isan’omby iray, sy isan’ondralahy iray, ary isan-janak’ondry na zanak’osy iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izany no fomba hatao amin’ny fanaovana sorona omby na ondrilahy na zanak’ondry na zanak’osy anankiray.
Malagasy Bible 1865
Izany no hatao amin'ny isan-omby iray, na ny isan-ondrilahy iray, na ny isan-janak'ondry iray, na ny isan-janak'osy iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ampombaina ny omby tsirairay, na ny ondrilahy tsirairay, na ny zanak’ondry tsirairay, na ny zanak’osy tsirairay.
malagasy
Izany no hatao amin'ny isan-omby iray, na ny isan-ondrilahy iray, na ny isan-janak'ondry iray, na ny isan-janak'osy iray.