Numbers 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny isan’ny zavatra hatolotrareo hatao sorona, dia hanaovanareo toy izany tsirairay avy, araka ny isany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy.
Malagasy Bible 1865
Tahaka izany no hataonareo amin'izy rehetra, araka ny isan'ny zavatra aterinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo.
malagasy
Tahaka izany no hataonareo amin'izy rehetra, araka ny isan'ny zavatra aterinareo.