Numbers 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tompon-tany rehetra dia samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manolotra fanatitra levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataon’ny tompon-tany rehetra toy izany ireo zavatra ireo raha manatitra sorona atao amin’ny afo izy, ho fanatitra mahafinaritra ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanaraka izany ny Israelita rehetra, rehefa manao sorona izay hanetona ho hanitra hankasitrahina ho Ahy TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny tompon-tany rehetra samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manatitra fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tompon-tany rehetra dia samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manolotra fanatitra levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO izy.
malagasy
Ny tompon-tany rehetra samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manatitra fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izy.