Numbers 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalàna iray sy fitsipika iray no ho anareo sy ho an’ny vahiny mitoetra eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lalàna sy fitsipika iray ihany no mifehy anareo sy izay vahiny eo aminareo.»
Malagasy Bible 1865
Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo.
malagasy