Numbers 15:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo ianareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany ampidirako anareo ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo ianareo,
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany izay itondrako anareo ianareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay itondrako anareo ianareo
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany izay itondrako anareo ianareo