Numbers 15:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hihinana mofo avy amin’ny vokatry ny tany dia atokàny izay ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hihinana mofo avy amin’izany tany izany, dia avaho aloha izay fanatitra ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hihinana ny mofo voavoatra tao an-toerana, dia hakanareo ampahany ho fanatitra ho Ahy TOMPO aloha izany.
Malagasy Bible 1865
ka hihinana mofo avy amin'ny vokatry ny tany, dia hanokana izay ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hihinana mofo avy amin’ny vokatry ny tany dia atokàny izay ho an’NY TOMPO.
malagasy
ka hihinana mofo avy amin'ny vokatry ny tany, dia hanokana izay ho an'i Jehovah.