Numbers 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga any amin’ny tany honenanareo izay omeko anareo ianareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao azy hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany honenanareo sy omeko anareo ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Rehefa tonga any amin’ny tany izay homeko anareo sady honenanareo ianareo,
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany honenanareo izay omeko anareo ianareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga any amin’ny tany honenanareo izay omeko anareo ianareo
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany honenanareo izay omeko anareo ianareo