Numbers 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanokana mofo iray izay hatao amin’ny voalohan’ny kobanareo voafetafeta ianareo; tahaka izay atokana avy eo amin’ny famoloana no hanokananareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho santatry ny kobanareo, dia havahanareo aloha ny mofomamy iray hatao fanatitra; havahanareo izany toy ny fanavahana ny fanatitra avy eo am-pamoloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho santatry ny kobanareo, dia hanokana mofomamy iray avy amin’izany ianareo; tahaka ny fanokanana ampahan’ny vary voavely no hanokananareo izany.
Malagasy Bible 1865
Hanokana mofo iray izay hatao amin'ny voalohan'ny kobanareo voafetafeta ianareo; tahaka izay atokana avy eo amin'ny famoloana no hanokananareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanokana mofo iray izay hatao amin’ny voalohan’ny kobanareo voafetafeta ianareo; tahaka izay atokana avy eo amin’ny famoloana no hanokananareo izany.
malagasy
Hanokana mofo iray izay hatao amin'ny voalohan'ny kobanareo voafetafeta ianareo; tahaka izay atokana avy eo amin'ny famoloana no hanokananareo izany.