Numbers 15:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny voalohan’ny kobanareo voafetafeta dia hanomezanareo ho an’NY TOMPO hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho santatry ny kobanareo, dia hanavaka izay ho fanatitra ho an’i Iaveh aloha ianareo, dia ianareo sy ny taranakareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no anomezanareo ho Ahy TOMPO ny ampahany amin’ny santatry ny kobanareo; hatramin’ny taranakareo fara mandimby.
Malagasy Bible 1865
Ny voalohan'ny kobanareo voafetafeta dia hanomezanareo ho an'i Jehovah hatramin'ny taranakareo fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny voalohan’ny kobanareo voafetafeta dia hanomezanareo ho an’NY TOMPO hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.
malagasy
Ny voalohan'ny kobanareo voafetafeta dia hanomezanareo ho an'i Jehovah hatramin'ny taranakareo fara mandimby.