Numbers 15:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manota tsy nahy ianareo ka tsy nahatanteraka ireo didy rehetra ireo, izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manota tsy nahy ianareo, fa tsy mitandrina ireo didy rehetra nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety ho tsy nahy no nandikanareo ny iray amin’ireo didy rehetra nolazaiko tamin’i Mosesy,
Malagasy Bible 1865
Ary raha manota tsy nahy ianareo ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo, izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manota tsy nahy ianareo ka tsy nahatanteraka ireo didy rehetra ireo, izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy,
malagasy
Ary raha manota tsy nahy ianareo ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo, izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy,