Numbers 15:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay rehetra nandidian’NY TOMPO anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, hatramin’ny andro izay nanaovan’NY TOMPO izany didy izany ka hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izay rehetra nandidian’i Iaveh anareo tamin’ny alalan’i Môizy, hatramin’ny andro namoahan’i Iaveh ny didy ka hatramin’ny taranaka mandimby anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izay rehetra nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, nanomboka tamin’ny andro nanomezako ny didy ka hatramin’ny taranaka mifandimby.
Malagasy Bible 1865
dia izay rehetra nasain'i Jehovah nandidian'i Mosesy anareo, hatramin'ny andro izay nanaovan'i Jehovah izany didy izany ka hatramin'ny taranakareo fara mandimby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay rehetra nandidian’NY TOMPO anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, hatramin’ny andro izay nanaovan’NY TOMPO izany didy izany ka hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby,
malagasy
dia izay rehetra nasain'i Jehovah nandidian'i Mosesy anareo, hatramin'ny andro izay nanaovan'i Jehovah izany didy izany ka hatramin'ny taranakareo fara mandimby,