Numbers 15:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia havela ny heloky ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, mbamin’izay mpifindra monina eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havela heloka ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, mbamin’ny vahiny mitoetra eo afovoany, satria tsy nahy no nanotan’ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahazo famelan-keloka ny fiangonana israelita tsivakivolo mbamin’ny vahiny mipetraka ao aminy satria ota tsy nahy no nahavoa ny olon-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia havela ny heloky ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, mbamin'izay vahiny eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia havela ny heloky ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, mbamin’izay mpifindra monina eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy.
malagasy
Dia havela ny heloky ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, mbamin'izay vahiny eo aminy; fa nahazo ny olona rehetra izany noho ny ota tsy nahy,