Numbers 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha olona iray kosa no manota tsy nahy dia hanatitra osivavy iray izay iray taona izy ho fanatitra noho ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha olona iray kosa no nanota tsy nahy, dia osy vavy iray, efa iray taona, no hateriny ho sorona noho ny ota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha olona tokana kosa no nanota tsy nahy, dia osivavy anankiray vao iray taona no hatolony ho sorona fanalana ny ota.
Malagasy Bible 1865
Ary raha olona iray kosa no manota tsy nahy, dia hanatitra osivavy iray izay iray taona izy ho fanatitra noho ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha olona iray kosa no manota tsy nahy dia hanatitra osivavy iray izay iray taona izy ho fanatitra noho ny ota.
malagasy
Ary raha olona iray kosa no manota tsy nahy, dia hanatitra osivavy iray izay iray taona izy ho fanatitra noho ny ota.