Numbers 15:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lalàna iray ihany no hatao amin’izay manota tsy nahy, na amin’ny tompon-tany eo amin’ny Zanak’Israely izany, na amin’ny mpifindra monina eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny tompon-tany isan’ny zanak’i Israely sy amin’ny vahiny mitoetra eo aminareo dia lalàna iray ihany no ho anareo, raha misy manota tsy nahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitovy ihany ny lalàna na amin’ny Israelita na amin’ny vahiny izay eo aminy, raha toa ka misy ny manota tsy nahy.
Malagasy Bible 1865
Lalàna iray ihany no hatao amin'izay manota tsy nahy, na amin'ny Zanak'Isiraely rehetra, na amin'ny vahiny eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lalàna iray ihany no hatao amin’izay manota tsy nahy, na amin’ny tompon-tany eo amin’ny Zanak’Israely izany, na amin’ny mpifindra monina eo aminareo.
malagasy
Lalàna iray ihany no hatao amin'izay manota tsy nahy, na amin'ny Zanak'Isiraely rehetra, na amin'ny vahiny eo aminareo.