Numbers 15:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona izay manota amin’ny fanahy iniana kosa, na tompon-tany na mpifindra monina, dia manamavo NY TOMPO izy ka hofongorana tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na tompon-tany na vahiny, ka sahy manao fanahy iniana kosa, dia olona maniratsira an’i Iaveh izany, ka hoesorina eo amin’ny fireneny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa raha Israelita na vahiny kosa no manao fanahy iniana manota ka manamavo Ahy TOMPO, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoakako izy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona izay manota sahisahy kosa, na tompon-tany, na vahiny, dia manamavo an'i Jehovah, ka dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona izay manota amin’ny fanahy iniana kosa, na tompon-tany na mpifindra monina, dia manamavo NY TOMPO izy ka hofongorana tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Fa ny olona izay manota sahisahy kosa, na tompon-tany, na vahiny, dia manamavo an'i Jehovah, ka dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.