Numbers 15:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tenin’NY TOMPO no nohamavoiny ary ny lalànany no nodikainy, dia hofongorana tokoa izany olona izany; ary ny helony dia ho aminy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria nanamavo ny tenin’i Iaveh izy sy nandika ny didiny, ka dia hoesorina izany olona izany, hivesatra ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy hofongorana tokoa izy satria nanamavo ny teniko sady nandika ny didiko, ka ny helony dia manaraka azy.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny tenin'i Jehovah no nohamavoiny, ary ny lalàny no nodikainy, dia hofongorana tokoa izany olona izany; ny helony dia ho aminy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tenin’NY TOMPO no nohamavoiny ary ny lalànany no nodikainy, dia hofongorana tokoa izany olona izany; ary ny helony dia ho aminy ihany.
malagasy
Fa ny tenin'i Jehovah no nohamavoiny, ary ny lalàny no nodikainy, dia hofongorana tokoa izany olona izany; ny helony dia ho aminy ihany.