Numbers 15:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tany an-tany efitra ny Zanak’Israely dia nisy lehilahy iray tratra nanangona kitay hazo tamin’ny andro Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola tany an’efitra ny zanak’i Israely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin’ny andro sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tany an-taniefitra ny Israelita, dia nahatratra lehilahy iray nifako kitay tamin’ny andro sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tany an-efitra ny Zanak'Isiraely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin'ny andro Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tany an-tany efitra ny Zanak’Israely dia nisy lehilahy iray tratra nanangona kitay hazo tamin’ny andro Sabata.
malagasy
[Ny natao tamin'ilay lehilahy nanangona kitay tamin'ny andro Sabata] Ary raha tany an-efitra ny Zanak'Isiraely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin'ny andro Sabata.