Numbers 15:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Arona ary ny fiangonana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’ireo nahita azy nanangona kitay hazo teo amin’i Môizy sy i Aarôna ary ny fiangonana rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay nahatratra azy nifako kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Aharôna ary ny fiangonana iray manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin'i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin’i Mosesy sy i Arona ary ny fiangonana manontolo.
malagasy
Ary izay nahita azy nanangona kitay dia nitondra azy teo amin'i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana rehetra.