Numbers 15:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambenana Ralehilahy satria tsy mbola fantatra mazava izay hatao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nambenana ralehilahy, fa mbola tsy tapaka izay hanaovana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nambenana tsara izy satria tsy mbola tapaka izay sazy hampiharina aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nambenana ralehilahy, satria tsy mbola fantatra izay hatao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambenana Ralehilahy satria tsy mbola fantatra mazava izay hatao aminy.
malagasy
Dia nambenana ralehilahy, satria tsy mbola fantatra izay hatao aminy.