Numbers 15:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Hovonoina ho faty izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan’ny toby ny fiangonana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: Hovonoiko ho faty izany lehilahy izany, ka ny fiangonana rehetra hitora-bato azy any ivelan’ny toby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy. –Tsy maintsy hatao maty izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan’ny toby ny fiangonana iray manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Hatao maty tokoa izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan'ny toby ny fiangonana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Hovonoina ho faty izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan’ny toby ny fiangonana manontolo.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Hatao maty tokoa izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan'ny toby ny fiangonana rehetra.