Numbers 15:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namoaka azy ho eny ivelan’ny toby ny fiangonana manontolo ka nitora-bato azy, dia maty izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia navoakan’ny fiangonana rehetra tany ivelan’ny toby izy; ka notoraham-bato, dia maty, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navoakan’ny fiangonana iray manontolo teny ivelan’ny toby izy, ka notorahany vato ary maty. Izany manko no nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia namoaka azy ho eny ivelan'ny toby ny fiangonana rehetra ka nitora-bato azy, ka maty izy, dia araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namoaka azy ho eny ivelan’ny toby ny fiangonana manontolo ka nitora-bato azy, dia maty izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ihany.
malagasy
Dia namoaka azy ho eny ivelan'ny toby ny fiangonana rehetra ka nitora-bato azy, ka maty izy, dia araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ihany.