Numbers 15:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
malagasy
[Ny amin'ny hanaovana somotraviavy amin'ny sisin'ny fitafian'ny Zanak'Isiraely] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: