Numbers 15:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely ka asaivo asiany morontongony ny sisin’ny fitafiany, hatramin’ny taranany fara aman-dimby; aoka hasiany kofehy manga eo amin’io morontongotr’akanjony io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ary ilazao izy mba hanisy sahondra amin’ny zoron-dambany hatramin’ny taranaka mifandimby; ary hanisy kofehy jaky volomparasy amin’ny sahondra isan-jorony avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: –Aoka ianareo sy ny taranakareo mifandimby hanisy somotraviavy ny sisin’akanjonareo, ary koa kofehy volomparasy amin’ny somotraviavy.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely, ka asaovy asiany somotraviavy ny sisin'ny fitafiany hatramin'ny taranany fara mandimby, ary aoka hasiany kofehy manga eo amin'ny somotraviaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely ka asaivo asiany morontongony ny sisin’ny fitafiany, hatramin’ny taranany fara aman-dimby; aoka hasiany kofehy manga eo amin’io morontongotr’akanjony io.
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely, ka asaovy asiany somotraviavy ny sisin'ny fitafiany hatramin'ny taranany fara mandimby, ary aoka hasiany kofehy manga eo amin'ny somotraviaviny.