Numbers 15:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didiko rehetra ka ho masina ho an’Andriamanitrareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahatsiaro ny didiko rehetra ianareo amin’izany, ary hanaraka azy, ka ho masina ho an’ny Andriamanitrareo ianareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo izay namoaka anareo tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahatsiaro sy hankatò ny didiko rehetra ianareo ka ho voatokana ho Ahy.
Malagasy Bible 1865
mba hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didiko rehetra, ka dia ho masina ho an'Andriamanitrareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didiko rehetra ka ho masina ho an’Andriamanitrareo ianareo.
malagasy
mba hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didiko rehetra, ka dia ho masina ho an'Andriamanitrareo ianareo.Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta mba ho Andriamanitrareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.