Numbers 15:41 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo, Ilay namoaka anareo niala tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo. Eny, Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta mba ho Andriamanitrareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy