Numbers 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainareo ny fanatitra dorana manontolo, na ny fanatitra hafa alatsa-dra, miaraka amin’ny zanak’ondry tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanao fanatitra hararaka, divay hampahefatry ny hina, miaraka amin’ny sorona dorana, na ny sorom-pihavanana, isan-janak’ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainao ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hafa alatsa-drà, amin'ny isan-janak'ondry iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainareo ny fanatitra dorana manontolo, na ny fanatitra hafa alatsa-dra, miaraka amin’ny zanak’ondry tsirairay.
malagasy
ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainao ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hafa alatsa-drà, amin'ny isan-janak'ondry iray.