Numbers 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ondralahy no atao sorona dia lafarina tsara indrindra roa ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra
Malagasy Bible 1865
Ary ho fanampin'ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;
malagasy
Ary ho fanampin'ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina;