Numbers 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha manolotra omby ho fanatitra dorana manontolo na ho fanatitra hafa alatsa-dra, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ombalahy no hatolotrao ho sorona dorana, na ho sorona fanalam-boady na ho sorom-pihavanana, amin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha ombilahy no hatao sorona dorana manontolo na sorona fanalam-boady na sorom-pihavanana ho Ahy TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ary raha manatitra omby ho fanatitra dorana na ho fanatitra hafa alatsa-drà ianao, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha manolotra omby ho fanatitra dorana manontolo na ho fanatitra hafa alatsa-dra, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO ianao,
malagasy
Ary raha manatitra omby ho fanatitra dorana na ho fanatitra hafa alatsa-drà ianao, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah,