Numbers 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa no hatolotrao ho fanampin’ny omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo antsasaky ny hina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia lafarina tsara indrindra, telo ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo antsasaky ny hina no hatolotrao miaraka amin’ny ombalahy ho fanatitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia lafarinina sivy kilao voaharo menaka telo litatra
Malagasy Bible 1865
dia fanatitra hohanina koa no haterinao ho fanampin'ny isan-omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo antsasaky ny hina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa no hatolotrao ho fanampin’ny omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo antsasaky ny hina;
malagasy
dia fanatitra hohanina koa no haterinao ho fanampin'ny isan-omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo antsasaky ny hina;