Numbers 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana nanohitra an’i Mosesy i Kora, zanak’i Jizara, zanak’i Kehata, zanak’i Levy sy i Datana, ary i Abirama, zanak’i Eliaba, sy i Ona, zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kôre, zanak’i Isaara, zanak’i Kaata, zanak’i Levỳ, miaraka amin’i Datàna sy i Abirôna, zanak’i Eliaba, ary i Hôna, zanak’i Feleta, izay zana-dRobena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay
Malagasy Bible 1865
Ary Kora, zanak'i Jizara, zanak'i Kehata, zanak'i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba, sy Ona, zanak'i Peleta, izay samy taranak'i Robena, dia nandrendri-bahoaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana nanohitra an’i Mosesy i Kora, zanak’i Jizara, zanak’i Kehata, zanak’i Levy sy i Datana, ary i Abirama, zanak’i Eliaba, sy i Ona, zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena,
malagasy
[Ny niodinan'i Kora sy ny namany, sy ny nanamarinan'i Jehovah ny fisoronan'i Arona] Ary Kora, zanak'i Jizara, zanak'i Kehata, zanak'i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba, sy Ona, zanak'i Peleta, izay samy taranak'i Robena, dia nandrendri-bahoaka,