Numbers 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no niraisanao hevitra tamin’ny namanao rehetra mba hikomy amin’NY TOMPO! Fa i Arona moa no inona no imonomononanareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hiraisanareo tetika hiodina amin’i Iaveh, ianao sy ny tarikao rehetra! Ary i Aarôna moa no inona, no izy no imonomononanareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany ange ka ikomianao sy ny namanao rehetra amin’ny TOMPO, fa tsy dia amin’i Aharôna loatra akory no imonomononanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ianao sy ny namanao rehetra dia tafangona hiodina amin'i Jehovah; fa Arona moa no inona, no imonomononanareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no niraisanao hevitra tamin’ny namanao rehetra mba hikomy amin’NY TOMPO! Fa i Arona moa no inona no imonomononanareo?
malagasy
Ary noho izany ianao sy ny namanao rehetra dia tafangona hiodina amin'i Jehovah; fa Arona moa no inona, no imonomononanareo?