Numbers 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Datana sy i Abirama, zanak’i Eliaba. Hoy anefa izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampiantso an’i Datàna sy i Abirôna i Môizy, fa hoy ireo: «Izahay tsy hiakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampiantsoin’i Mosesy i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, fa hoy ireo hoe: –Tsy hiakatra any izahay!
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy naniraka nampaka an'i Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Datana sy i Abirama, zanak’i Eliaba. Hoy anefa izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay!
malagasy
Ary Mosesy naniraka nampaka an'i Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay.