Numbers 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa zavatra kely va ny nitondranao anay niakatra niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely ka hahafaty anay atỳ an-tany efitra atỳ no dia milaza anao ho lehibenay koa ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ampy va ny namoahanao anay tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an’efitra, no dia manangan-tena ho lehibenay koa ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ampy anao ve ny namoahanao anay nandao tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-taniefitra, no mbola mitady hibaiko anay indray ianao!
Malagasy Bible 1865
Moa zavatra kely va ny nitondranao anay niakatra niala tany amin'izay tany tondra-dronono sy tantely hahafaty anay atỳ an-efitra, no dia manao anao ho lehibenay koa ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa zavatra kely va ny nitondranao anay niakatra niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely ka hahafaty anay atỳ an-tany efitra atỳ no dia milaza anao ho lehibenay koa ianao?
malagasy
Moa zavatra kely va ny nitondranao anay niakatra niala tany amin'izay tany tondra-dronono sy tantely hahafaty anay atỳ an-efitra, no dia manao anao ho lehibenay koa ianao?