Numbers 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao dia tsy nitondra anay akory ho any amin’izay tany tondra-dronono sy tantely na nanome anay saha sy tanim-boaloboka ho fanananay, koa hopotsirinao ary va ny mason’ireto lehilahy ireto? Tsy hiakatra izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eh, tsy tany tondra-dronono sy tantely no nitondranao anay; tsy saha aman-tanimboaloboka no natolotrao ho fanananay! Heverinao hopotsirina angaha ny mason’ireto olona ireto? Izahay tsy hiakatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tany tondra-dronono sy tantely akory no nitondranao anay ary tsy saha na tanimboaloboka akory koa no nomenao ho fanananay! Heverinao ho poa-maso angaha ireo olona ireo? Tsia, tsy ho any izahay!
Malagasy Bible 1865
Ary koa, ianao tsy nitondra anay ho any amin'izay tany tondra-dronono sy tantely tsinona, na nanome anay saha sy tanim-boaloboka ho fanananay; hopotsirinao va ny mason'ireto lehilahy ireto? Tsy hiakatra izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao dia tsy nitondra anay akory ho any amin’izay tany tondra-dronono sy tantely na nanome anay saha sy tanim-boaloboka ho fanananay, koa hopotsirinao ary va ny mason’ireto lehilahy ireto? Tsy hiakatra izahay!
malagasy