Numbers 16:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra indrindra i Mosesy ka niteny tamin’NY TOMPO hoe: Aza mijery ny fanatiny akory Ianao. Tsy naka taminy aho na dia boriky iray akory aza ary tsy nanisy ratsy na dia tamin’ny iray aminy akory aza aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra indrindra i Môizy, ka hoy izy tamin’i Iaveh: «Aza asianao raharaha akory izay fanatitr’ireo, fa tsy mba naka tamin’ireo aho, na dia ampondra iray aza, ary tsy nisy nasiako ratsy ireo na dia iray aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra aoka izany i Mosesy ka niteny tamin’ny TOMPO hoe: –Aza raharahainao akory izay fanatitr’izy ireo! Fa tsy mba naka na dia boriky iray taminy akory aza aho, ary koa tsy mba nanisy ratsy na dia ny anankiray taminy akory aza.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra indrindra Mosesy ka nanao tamin'i Jehovah hoe: Aza mijery ny fanatiny akory Hianao; tsy naka na dia boriky iray akory aza taminy aho, ary tsy nanisy ratsy na dia tamin'ny anankiray aminy akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra indrindra i Mosesy ka niteny tamin’NY TOMPO hoe: Aza mijery ny fanatiny akory Ianao. Tsy naka taminy aho na dia boriky iray akory aza ary tsy nanisy ratsy na dia tamin’ny iray aminy akory aza aho.
malagasy