Numbers 16:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihataha amin’ity fiangonana ity ianareo handringanako azy amin’ny indray mipy maso monja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mialà eo afovoan’ity fiangonana ity ianareo, handringanako azy indray mihelina monja.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mialà ianareo amin’ireo andian’olona ireo fa handringana azy indray mipi-maso Aho.
Malagasy Bible 1865
Mihataha amin'ity fiangonana ity ianareo handringanako azy amin'ny indray mipi-maso monja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihataha amin’ity fiangonana ity ianareo handringanako azy amin’ny indray mipy maso monja.
malagasy
Mihataha amin'ity fiangonana ity ianareo handringanako azy amin'ny indray mipi-maso monja.