Numbers 16:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny fiangonana hoe: Mihataha tsy hanodidina ny tranolain’i Kora sy i Datana ary i Abirama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny fiangonana, lazao hoe: Mihataha ianareo rehetra, mialà amin’ny manodidina ny lain’i Kôre sy i Datàna ary i Abirôna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Lazao ny fiangonana mba hanalavitra ny fonenan’i Kôra sy i Datàna ary i Abirama.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain'i Kora sy Datana ary Abìrama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny fiangonana hoe: Mihataha tsy hanodidina ny tranolain’i Kora sy i Datana ary i Abirama.
malagasy
Mitenena amin'ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain'i Kora sy Datana ary Abìrama.