Numbers 16:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana i Mosesy ka nankeo amin’i Datana sy i Abirama; ary nanaraka azy ireo ny loholon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana nankeo amin’i Datàna sy i Abirôna i Môizy ary nisy nanaraka azy ny loholon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana i Mosesy ka nankeo amin’i Datàna sy i Abirama sady narahin’ny loholon ’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana Mosesy ka nankeo amin'i Datana sy Abìrama; ary nanaraka azy ny loholon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana i Mosesy ka nankeo amin’i Datana sy i Abirama; ary nanaraka azy ireo ny loholon’ny Israely.
malagasy
Dia nitsangana Mosesy ka nankeo amin'i Datana sy Abìrama; ary nanaraka azy ny loholon'ny Isiraely.